Teny iditra mikamaosy (kamaosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Reraka fatratra
Mahantra, lany harena, kotra
Miseho ho mahantra aoka izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikamaosy
Ny lasa : nikamaosy
Ny hoavy : hikamaosy
Filaza mandidy : mikamaosia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20