Teny iditra mikambana (kambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
¶ Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
¶ Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
¶ Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be united; to come together [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'unir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikambana
nikambana
hikambana
mikambàna

Teny iditra mikambana (kambana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay jumelé [SLP 1986]

Teny iditra mikambàna (kambana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikambana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/12