Teny iditra mikamboty (kamboty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Kahihitra, mihirim-belona
¶ Manao izay azo atao, izay tratran' ny aina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikamboty
nikamboty
hikamboty
mikambotia

2013/04/24