Teny iditra mikandrakandra (kandrakandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Ravelojaona 1937]
Endriteny 
mikandrakandra
mikandrakandran'
mikandrakandran-
mikandrakandram-
nikandrakandra
nikandrakandran'
nikandrakandran-
nikandrakandram-
hikandrakandra
hikandrakandran'
hikandrakandran-
hikandrakandram-
mikandrakandrà
Ohatra 
1Olioly ery ny volony avy vao nivaha randrana Akaiky ho tonga indrindra izy ka jereo mikandrakandra. [Dox: Amina]
2tsy inanam-panajana akory ny tranon' Andriamanitra ka miresaka, mihomehy, mikandrakandra eran' ny trano na mivavaka aza. [Rabary: Daty, takila 1045]
Teny nalaina 

Teny iditra mikandrakandrà (kandrakandra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikandrakandra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Ravelojaona 1937]

2018/08/05