Teny iditra mikanikany (kanikany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehimehy foana toa maneso na mananihany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikanikany
nikanikany
hikanikany
mikanikania

2010/05/14