Teny iditra mikantsana (kantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo
Mitovy hevitra: mikamentsona ~ mipentsompentsona ~ mitsaontsaom-bava ~ mivatsavatsa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikantsana
Ny lasa : nikantsana
Ny hoavy : hikantsana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20