Teny iditra mikaodikaody (kaodikaody (kaody))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandehandeha mivezivezy mba hitily, misodisody, mihaodihaody [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaodikaody
nikaodikaody
hikaodikaody
mikaodikaodia

2013/04/24