Teny iditra mikaoka (kaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikiky: Mikaoka ny vody vilany ny ankizy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaoka
nikaoka
hikaoka
mikaoha

2010/05/14