Teny iditra mikapa (kapa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manapaka amin' ny famaky na antsibe: [...]
Mitovy hevitra: mamira
¶ Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: [...]
Mitovy hevitra: mipaika
¶ Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo [...]
¶ Maka tsikelikely hatrany amin' ny varira [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to cut a tree; to cut wood [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   abattre un arbre; couper [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mikapa
nikapa
hikapa
mikapà

Teny iditra mikapa
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   misoroka [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikapa (kapa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to wear sandals [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   porter sandales [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mikapa
nikapa
hikapa

Teny iditra mikapà (kapa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikapa [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/13