Teny iditra mikapetsy (kapetsy (fetsy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao hafetsena, mametsy, manambaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ruser, tricher, tromper [Abinal 1888]
Endriteny 
mikapetsy
nikapetsy
hikapetsy
mikapetse

2013/04/25