Teny iditra mikapoka (kapoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo
¶ Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flog, to beat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frapper, battre, fustiger [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikapoka
nikapoka
hikapoka
mikapoha
Teny nalaina 

Teny iditra mikapoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manakatona (varavarana)
¶ pahina: Mikapoka ny masony [Rakotosaona 1972]

2012/08/12