Teny iditra mikarama (karama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao
¶ Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to work for wages [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être salarié [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikarama
nikarama
hikarama
mikaramà

Teny iditra mikaramà (karama)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarama [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31