Teny iditra mikarantsana (karantsana)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira
¶ Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sound loudly, to clang [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay résonner, être sonore [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mikarantsana
nikarantsana
hikarantsana
mikarantsàna

Teny iditra mikarantsàna (karantsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarantsana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/12