Teny iditra | mikaraoka (karaoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |