Teny iditra mikarapoka (karapoka (kapoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikarapoka
nikarapoka
hikarapoka
mikarapoha
Tsipelina hafa 
Ohatra Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [Baiboly]

2019/08/27