Teny iditra mikarenjy (karenjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
¶ Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
Mitovy hevitra: mifalihavanja ~ mihenjy ~ mihinjakinjaka ~ mitsambikimbikina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to pasture at liberty; to run around at play [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikarenjy
nikarenjy
hikarenjy
mikarenje

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31