Teny iditra mikarepoka (karepoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
¶ Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao
¶ Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikarepoka
nikarepoka
hikarepoka
mikarepoha

2010/05/14