Teny iditra mikaretoka (karetoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaretoka
nikaretoka
hikaretoka
mikaretoha

2010/05/14