Teny iditra mikaroka (karoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very
¶ Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata
¶ Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scratch, to sound, to investigate, to look for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikaroka
nikaroka
hikaroka
mikaroha
Teny nalaina 

2012/08/14