Teny iditra mikasa (kasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
¶ Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to intend, to resolve [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir l'intention de, se proposer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikasa
nikasa
hikasa
mikasà

Teny iditra mikasà (kasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/13