Teny iditra | mikasaoka (kasaoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran' ity fiara ity (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza ny vola: Any ve ilay mikasaoka? [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikasaoka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |