Teny iditra mikasoka (kasoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misafo, mikasika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To rub against [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se frotter contre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikasoka
Ny lasa : nikasoka
Ny hoavy : hikasoka
Filaza mandidy : mikasoha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20