Teny iditra mikatona (katona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely
¶ Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity
¶ Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be closed (of a door) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être fermé, comme une porte [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikatona
nikatona
hikatona
mikatòna

Teny iditra mikatòna (katona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/13