Teny iditra mikatraka (katraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin' ny vato ny lohakoha nikatraka terỳ
¶ Heno misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran' ity marary ity izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikatraka
nikatraka
hikatraka
mihatraha

2010/05/14