Teny iditra mikatrakatraka (katrakatraka (katraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitatatata: Ny langoraony mikatrakatraka sady miteniteny hoe: "tetiteteho fa ratsy fanahy". (Rasamoelina) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikatrakatraka
Ny lasa : nikatrakatraka
Ny hoavy : hikatrakatraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20