Teny iditra mikatroka (katroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
¶ Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
¶ Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bump or bang against; to make a serious effort [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay choquer, heurter; faire avec zèle [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikatroka
nikatroka
hikatroka
mikatroha

2012/08/13