Teny iditra mikatroka rarangy
Singan-teny mikatroka ; rarangy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Tovy hevitra manao rarangy ~ mamely rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16