Teny iditra mikatsakatsaka (katsakatsaka (katsaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday
¶ Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikatsakatsaka
nikatsakatsaka
hikatsakatsaka
mikatsakatsaha
Teny nalaina 

2013/04/25