Teny iditra mikefona (kefona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy
¶ Mievina: Mikefona foana ity saka ity
¶ Mandà: Nasaina nandoa vola Rakoto fa nikefona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikefona
nikefona
hikefona
mikefòna

Teny iditra mikefòna (kefona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikefona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25