Teny iditra mikenakena (kenakena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra amim-pitandremana fatratra
¶ Miseho ho morainy loatra amin' ny fitondrana: Mikenakena loatra ny mpianany Ramose [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikenakena
nikenakena
hikenakena
mikenakenà

Teny iditra mikenakenà (kenakena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikenakena [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25