Teny iditra mikendry (kendry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitily: Mikendry vorona
¶ Mitady hahazo: Tsy mikendry izany rah [...]
¶ Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to aim at; to have in view [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   viser; se proposer, avoir en vue [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mikendry
nikendry
hikendry
mikendre

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/13