Teny iditra mikeninkenina (keninkenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misahana raharaha madinidinika; mihodinkodina amin' ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikeninkenina
Ny lasa : nikeninkenina
Ny hoavy : hikeninkenina
Filaza mandidy : mikeninkenena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05