Teny iditra mikepakepaka (kepakepaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihofahofa, mihetsiketsika; manidina mikopaka elatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikepakepaka
Ny lasa : nikepakepaka
Ny hoavy : hikepakepaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05