Teny iditra mikesona (kesona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misaritaka, misavorovoro; maloto, mihosinkosina amin' ny loto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikesona
nikesona
hikesona
mikesòna

Teny iditra mikesòna (kesona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikesona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25