Teny iditra miketrona (ketrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra
¶ Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony
Mitovy hevitra: mangata-paraky (kiraro) ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifentsahona ~ miforitra ~ mikainkona ~ mikarainkona ~ mikirotra ~ mikonkina ~ milefitra ~ mirehoka ~ mitofendrotra ~ mivalombalona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be wrinkled [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être ridé, plissé [Hallanger 1974]
Endriteny 
miketrona
niketrona
hiketrona
miketròna
Teny nalaina 

Teny iditra miketròna (ketrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miketrona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/01/22