Teny iditra miketsoketso (ketsoketso (ketso))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteniteny foana milaza izay tsy tokony holazaina, mipentsompentsona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miketsoketso
niketsoketso
hiketsoketso
miketsoketsoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31