Teny iditra mikezaka (kezaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihakely, mihamifintina, mihamanify
¶ Manao araka izay azo atao, manao izay tr [...]
Mitovy hevitra: fola-damosina ~ manao ain-tsy ho zavatra ~ manao amboa ditsika ~ manao ampinga tratra ~ manao an' aina ~ manao an-ditra ~ manao anjolofo ~ manao botraika ~ manao kely andilana ~ manao lazo be ~ manao sakafo ambany foitra ~ manao salaka fohy rambo ~ manao valangitrika ~ manao vy very ny aina ~ mandany mondron-kery ~ mandany ron-doha ~ may volon' orona ~ may volon-tratra ~ miady fo ~ miady fo aman' aina ~ mialakabontana ~ mialakaforo ~ miantotomaty ~ miezaka ~ mikaozatra ~ mikely aina ~ mikikitra ~ mikiribiby ~ mikiry ~ mikofo ~ mikoko-maty ~ mikokotra ~ mikorambemby ~ milofika ~ milofo ~ milozoka ~ mimaso ~ mimokimoky ~ mimokitra ~ miokitra ~ miongo-bolo ~ mirofotra ~ misikim-ponitra ~ mivaky tratra ~ tsy manamohamo ~ tsy manary karama ~ tsy mandala aina ~ tsy mandry andro tsy mandry alina ~ tsy miala vehana ~ tsy mikely soroka ~ tsy mikoso-maso ~ tsy misatry fanahy ~ tsy mitandro hasasarana ~ tsy mitarain-tanana ompaka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   être rétréci, se rétrécir, s'amincir
¶ figuré: s'appliquer à, faire son possible [Abinal 1888]
Ny bikany  
mikezaka
nikezaka
hikezaka
mikezaha

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/31