Teny iditra mikiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikiaka
nikiaka
hikiaka
mikiaha
Teny nalaina 

Teny iditra mikiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikiaka
nikiaka
hikiaka

2010/05/14