Teny iditra mikiakiaka (kiakiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantsoantso mafy mankarenin-tsofina: Tsy mba mihira io vehivavy io fa mikiakiaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to utter loud and repeated cries [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay pousser des cris perçants [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mikiakiaka
nikiakiaka
hikiakiaka
mikiakiaha
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31