Teny iditra mikifika (kifika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy manaiky, mandà, manodina ny loba ho mariky ny fandavana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikifika
Ny lasa : nikifika
Ny hoavy : hikifika
Filaza mandidy : mikifiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20