Teny iditra mikifina (kifina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka fofon' aina any an' orona
¶ Tezitra amy ... [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikifina
nikifina
hikifina
mikina

Teny iditra mikina (kifina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikifina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25