Teny iditra mikihaihay (kihaihay (hay))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamazivazy
Manao vosobosotra hangaronan-dela [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikihaihay
Ny lasa : nikihaihay
Ny hoavy : hikihaihay
Filaza mandidy : mikihaihaiza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20