Teny iditra mikija (kija)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nikija nandritra ny herinandro ny erika
Mitovy hevitra: mijojo ~ mijoy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikija
nikija
hikija
mikijà

Teny iditra mikijà (kija)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikija [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25