Teny iditra mikikitra (kikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity
Mitovy hevitra: mikezaka ~ mimaso
¶ Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikikitra
nikikitra
hikikitra
mikikira

2013/04/25