Teny iditra mikiky (kiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
¶ Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro
Mitovy hevitra: manihy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scrape; to gnaw [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay racler, ronger [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikiky
nikiky
hikiky
mikikisa
Ohatra Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [Rinara 1974, takila 16]
Teny nalaina 

2016/06/22