Teny iditra mikimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao ~ Nikimpy Rakoto niditra ny trano [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to keep one's eyes shut [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fermer les yeux [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikimpy
nikimpy
hikimpy
mikimpia
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31