Teny iditra mikipaka (kipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
¶ Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikipaka
nikipaka
hikipaka
mihipaha
Teny nalaina 

2010/05/14