Teny iditra mikipika (kipika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala erỳ, mihifika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Détacher, comme des éclaboussures, se retirer: Nony nandre fa misy fanompoana izy, dia nikipika lavitra (Lorsqu’il a appris qu’il y avait quelque corvée à faire, il s'en est allé bien loin) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikipika
Ny lasa : nikipika
Ny hoavy : hikipika
Filaza mandidy : mikipiha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06