Teny iditra mikiràka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome fiseho tsy mifanandrify mihoatra amin'ny fipariahan'ny hazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Polariser
Manasaraka ny voana'ratra amin'ny afalan'ny sahanaratra [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiraka
Ny lasa : nikiraka
Ny hoavy : hikiraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31