Teny iditra mikiraro (kiraro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay kosa efa lehibe vao nikiraro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wear shoes [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porter souliers [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikiraro
nikiraro
hikiraro
mikiraroa
Teny nalaina 

2012/08/13